Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:32 - Baiboly Katolika

32 Hitan’i Menelasa fa manambina azy ny toe-javatra ka nalainy ny kapoaka volamena vitsivitsy tao amin’ny tempoly nomeny an’i Andrônika, ary ny sasany hafa koa azony namidy tany Tira sy tamin’ireo tanàna manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Noheverin’i Menelà fa tsara hohararaotina ny toe-javatra ka nalainy ny fitaovana volamena vitsivitsy tao an-tempoly, dia nomeny an’i Andronîka; ary ny sasany hafa koa azony namidy tany Tiro sy tamin’ireo tanàna manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:32
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra