Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:31 - Baiboly Katolika31 Ka niainga faingana ny mpanjaka, hanaketraka izany fikomiana izany; fa i Andrônika, iray amin’ireo mpifehy ambony no navelany hisolo azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ka niainga faingana ny mpanjaka handamina izany raharaha izany; fa i Andrônika, iray amin’ireo mpifehy ambony, no napetrany hisolo azy. Jereo ny toko |