Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:30 - Baiboly Katolika30 Nandritra ireo zava-niseho ireo, dia mba niodina kosa ny mponina tao Tarsa sy Malasa, satria natolotra natao fanomezana ho an’i Antiôkida, vaditsindranon’ny mpanjaka ireo tanàna roa ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Nandritra ireo zava-niseho ireo, dia niodina kosa ny mponina tao Tarsa sy Malôta, satria natolotry ny mpanjaka ireo tanàna ireo ho fanomezana ho an’i Antiôkida vaditsindranony. Jereo ny toko |