Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:3 - Baiboly Katolika3 Lasa lavitra loatra izany fandrafiana izany, fa vonoana olona aza no vitan’ny iray amin’ny mpiandany amin’i Simôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Lasa lavitra loatra izany fankahalana izany ka vonon’olona mihitsy no vitan’ny anankiray amin’ireo mpomba an’i Simôna. Jereo ny toko |