Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:29 - Baiboly Katolika

29 I Menelasa moa nametraka an’i Lisimàka rahalahiny ho mpisorona lehibe, misolo azy; i Sôstraty kosa nametraka an’i Kôratesy governoran’i Sipra ho solony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 I Menelà moa nametraka an’i Lisimaka rahalahiny ho mpisorombe misolo azy tamin’izay; i Sôstraty kosa nametraka an’i Krateta, lehiben’ny miaramila Sipriôty ho solony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra