Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:27 - Baiboly Katolika

27 Ny amin’i Menelasa kosa, nahazo ny fahefana izy, nefa tsy nahatanteraka ny vola nampanantenainy ny mpanjaka tamin’izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Ny amin’i Menelà kosa dia nahazo ny fahefana izy nefa tsy nandoa ny vola nampanantenainy ny mpanjaka,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra