Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:26 - Baiboly Katolika

26 Noho izany i Jasôna izay efa namitaka ny rahalahiny, dia mba nofitahin’ny hafa kosa indray, ka hany heriny nandositra tany amin’ny tanin’ny Amônita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Noho izany i Jasôna, izay nandimby am-pitaka ny rahalahiny, dia mba nisy olon-kafa nandimby azy am-pitaka koa, hany ka voatery nandositra tany amin’ny faritr’i Hamàna izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra