Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:25 - Baiboly Katolika

25 Nony voarainy tamin’ny mpanjaka ny taratasy fananganana azy ho mpisorona lehibe, dia niverina ho any Jerosalema izy, tsy nanana na inona na inona nahamendrika azy ny fisoronana, tsy nitondra afa-tsy ny toetry ny mpanapaka masiaka sy ny haromotan’ny biby dia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nony voarainy tamin’ny mpanjaka ny taratasim-panendrena azy ho mpisorombe, dia niverina ho any Jerosalema izy. Tsy nisy nananan’i Menelà ny hatsaram-panahy takîn’ny maha mpisorombe; fa fisafoaky ny mpanapaka masiaka sy haromotan’ny bibidia no toetrany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra