Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:23 - Baiboly Katolika23 Nony afaka telo taona, nirahin’i Jasôna i Menelasa rahalahin’ilay Simôna teo ambony, hanatitra ny vola tamin’ny mpanjaka sy hanefa ny fandoa amin’ny fanoratana raharaha lehibe amin’ny bokim-panjakana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Nony afaka telo taona, dia nirahin’i Jasôna ho any amin’ny mpanjaka i Menelà rahalahin’ilay Simôna voatantara etsy aloha, hanatitra vola no anton-diany ary koa hamita fampiraharahana momba ny toe-javatra maika. Jereo ny toko |