Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:22 - Baiboly Katolika

22 Fatratra ny nandraisan’i Jasôna sy ny tao an-tanàna azy, fa notsilovin’ny fanilo sy narahin’ny hoby no niakarany; dia nentiny ho any Fenisia koa ny foloalindahiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Fatratra ny nandraisan’i Jesôna sy ny tao an-tanàna azy, fa notsilovin’ny fanilo sy nombam-pihobiana no nidirany tao Jerosalema; dia niverina ho any Fenisia niaraka tamin’ny tafiny i Antiôkosa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra