Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:21 - Baiboly Katolika21 Nony nirahina ho any Ejipta i Apôlôniosy zanak’i Menestea, tamin’ny nisehoan’i Ptôlemea Filometora mpanjaka, dia ren’i Antiôkosy fa tsy tia azy, io mpanjaka io, koa nitady hiaro tena aminy mialoha izy, ka nankany Jôpe, dia tany Jerosalema indray nony avy ao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nirahin’i Antiôkosa Epifana ho any Ejipta i Apôlôny, zanakalahin’i Menestea, hanatrika ny lanonam-panambadian’i Ptôlemeo Filômetôra mpanjaka; tamin’izay no nandrenesan’i Antiôkosa fa toherin’io mpanjakan’i Ejipta io ny fomba fitondrany sady nieritreretany ny hiaro ny taniny. Koa nankany Jôpa izy, dia tany Jerosalema indray nony avy eo. Jereo ny toko |