Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:20 - Baiboly Katolika20 Ka ireo drakma 300 ireo, dia nokendren’ilay nandefa azy hanaovan-tsorona ho fanajana an’i Herkola, nefa nolanîna tamin’ny fanaovan-tsambo misy fivoy intelo miantoana, araka ny fanirian’ireo nitondra azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Nokendren’i Jasôna mpandefa azy mba hanaovan-tsorona ho an’i Herakleo ireo drakina telonjato ireo, kanefa nolanîna tamin’ny fanamboaran-tsambo misy ambaratonga telo fivoizana azy, satria izany no fanirian’ireo mpitondra ny vola. Jereo ny toko |