Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:19 - Baiboly Katolika

19 dia nandefa mpizaha, isam-bahoakan’i Antiôkia, avy ao Jerosalema, i Jasôna olo-meloka, nampitondrainy drakma volafotsy 300, hanaovan-tsorona amin’i Herkola: ireo nitondra azy mihitsy no nangataka mba tsy hanaovan-tsorona izay tsy fanao, izany vola izany, fa hoenti-manentsina ny lany amin’ny zavatra hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 dia nandefa mpizaha ho solotenan’i Jerosalema ilay Jasôna tsy valahara. Olom-pirenen’i Antiôkia ireo solotena ireo ka nampitondrainy drakina volafotsy telonjato hanaovan-tsorona amin’i Herakleo; kanefa ireto mpitondra vola ireto mihitsy no nihevitra ny tsy tokony hanaovana izany sorona izany ilay vola fa hatokana ho an’ny fandaniana hafa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra