Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:17 - Baiboly Katolika

17 Fa tsy afa-potsiny akory izay mandika ny didin’Andriamanitra; ho hita anefa izany amin’ny zavatra mbola hanaraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Tsy afa-maina izay mandika ny didin’Andriamanitra; ny zava-kitranga manaraka no hanaporofo izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra