Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:16 - Baiboly Katolika

16 Noho izany, nidiran-doza lehibe izy, ary ireo indrindra izay narahiny toe-piainana, sy notadiaviny hotahafina amin’ny zavatra rehetra aza no nahitany fahavalo ama-mpampahory.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Izany no nahatonga azy hianjadian’ny toe-java-manahirana; fa ireo indrindra izay notsiriritiny fomba fiaina sy notadiaviny hotahafina amin’ny lafiny rehetra aza no nahitany fahavalo ama-mpampahory.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra