Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:15 - Baiboly Katolika

15 Tsy nasiany raharaha akory ny raharaha be voninahitra teo amin’ny taniny, fa ny ambony tamin’ny Grika no nataony ho zava-dehibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 tsy noraharahain’ny mpisorona akory ny fanao mendri-kaja nentim-paharazana; fa ny zavatra nomem-boninahitra teo amin’ny Grika no nataony ho tena zava-dehibe.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra