Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:14 - Baiboly Katolika

14 ka ny mpisorona, efa tsy naneho fahazotoana kely akory, amin’ny fanompoana eo amin’ny ôtely intsony; ny tempoly notsiratsirainy, ny sorona nataony tsirambina, fa ny ho isan’ny hanao izay asa tena, raràn’ny lalàna, any an-tokotany fanaovana asa tena no nahamaika azy, raha vao re ny fiantsoana hanao antsipibe.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 hany ka ny mpisorona dia tsy nazoto intsony nanatontosa ny fanompoana teo amin’ny alitara: ny tempoly notsiratsirain’ireo, ny sorona nataony tsirambina; fa raha vao naneno ilay feon-javatra fiantsoana, dia maika erỳ ny mpisorona nankany amin’ilay kianja mba handray anjara amin’ny fanaovam-panazavana ara-panatanjahan-tena, izay voararan’ny lalànan’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra