Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:13 - Baiboly Katolika

13 Nandroso fatratra ny fanarahana ny fomba grika, ary hita nifanarototra ny olona hanaraka ny fomban’ny firenen-kafa, voatariky ny haratsiana mihoa-pampana nananan’i Jasôna, lehilahy mpankahala ny fivavahana, fa tsy mpisorona lehibe velively akory,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Nandroso fatratra ny fanarahana fomba grika, ary niditra haingana ny fomban’ny firenen-kafa. Izany no vokatry ny haratsiana mihoa-pampana nananan’i Jasôna izay mpankahala fivavahana fa tsy mpisorombe akory,

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra