Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:12 - Baiboly Katolika

12 Fahafinaretana ho azy, ny nanorina trano fampianarana asa fampahatanjahan-tena, teo ampototry ny Akrôpôla mihitsy, sy nanabe ny zaza avo firazanana indrindra nampanaoviny satroka be sofina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Fahafinaretana ho azy ny nanorina foibe fanaovam-panatanjahan-tena, teo am-pototr’ilay havoana niorenan’ny tempoly, sy ny nampirisika ireo zatovolahy havanana indrindra hanao fanazaran-tena tahaka ny Grika.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra