Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 4:11 - Baiboly Katolika11 Nofoanany ny fanafahana nomen’ny mpanjaka nentin’ny halemem-panahy ho an’ny Jody, noho ny nataon’i Joany, zanak’i Eopôlema, izay nalefa ho ambasadaoro hanao fanekem-pihavanana sy fisakaizana amin’ny Rômanina; dia noravany ny sata ara-dalàna, fa ny fomba manohitra ny lalàna no naoriny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Nesoriny ny fanafoanan-ketra nomen’ireo mpanjaka malala-tanana teo aloha ho an’ny Jiosy noho ny fanelanelanana nataon’i Jôhany, rain’i Eopôlema. Ity Eopolema ity no nalefa ho masoivoho hanao fanekem-pihavanana sy fanekem-piarahamiasa amin’ny Rômanina. Noravan’i Jasôna koa ny sata mifanaraka amin’ny lalànan’Andriamanitra; fa fomba mifanohitra amin’izany no naoriny. Jereo ny toko |