Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:10 - Baiboly Katolika

10 Neken’ny mpanjaka avokoa izany. Vao lasan’i Jasôna ny fahefana, dia rafitra nampiditra ny fomba grika teo amin’ny mpiray tanindrazana aminy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Ary neken’ny mpanjaka izany. Vao nahazo fahefana i Jasôna, dia nitaona ny mpiray firenena aminy mba handray ny fomba fiaina grika.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra