Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 4:1 - Baiboly Katolika

1 Io Simôna voalaza teo io, ilay mpitati-bolana ny amin’ny rakitra sy ny tanindrazany, io no nilaza ratsy an’i Oniasa: «Izy io, hoy izy, no namoky an’i Heliodoro, izy no fototry ny loza rehetra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Io Simôna voalaza tetsy aloha io, ilay mpitati-bolana ny amin’ny tahirin-drakitry ny tempoly sady mpamadika n y tanindrazany, io ihany koa no nanendrikendrika an’i Ônià ho namelively an’i Heliôdôra sy fototry ny loza nihatra taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 4:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra