Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:9 - Baiboly Katolika

9 Nony tonga tao Jerosalema i Heliodoro, nandray azy tamim-pitiavana ny mpisorona lehibe tao an-tanàna; dia notantarainy ny zavatra reny; nasehony ny antony nahatongavany; ary nanontaniany na marina tokoa ny zavatra reny, na tsia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Nony tonga tao Jerosalema i Heliôdôra, dia noraisin’ny mpisorombe sy ny iray tanàna tamim-pitiavana. Notantarain’i Heliôdôra ny zavatra reny ary nasehony ny anton’ny fahatongavany; kanefa nanontaniany na marina tokoa na tsia izany zavatra izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra