Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:8 - Baiboly Katolika8 Niainga niaraka tamin’izay i Heliodoro mody hoe hizahazaha ny tanànan’i Sele-Siria sy i Fenesia, kanjo ny hanatanteraka ny hevitry ny mpanjaka no tena fotony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Niainga avy hatrany i Heliôdôra mody hoe hizahazaha ny tanànan’i Kôila-Siria sy i Fenisia, kanjo ny hanatanteraka ny hevitry ny mpanjaka no tena fotony. Jereo ny toko |