Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:7 - Baiboly Katolika7 Nony tafaresaka tamin’ny mpanjaka i Apôlôniosa, nampandrenesiny azy izany harena voalaza taminy izany, ka nanendry an’i Heliodoro izay voatendry hitondra ny raharaham-panjakana ny mpanjaka, dia naniraka sy nanome teny an’io haka izany harena voalaza izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Nony tafaresaka tamin’ny mpanjaka i Apôlôny, dia nampahafantatra azy izany harena voalazan’i Simôna izany. Ka nirahin’i Seleokôsa i Heliôdôra izay filohan’ny raharaham-panjakana, ary nomeny teny mba haka izany harena voalaza izany. Jereo ny toko |