Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:6 - Baiboly Katolika

6 Nolazainy tamin’io fa ny andro firaketana ao Jerosalema dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy hita pesipesenina, tsy mifanentana velively amin’ny lany amin’ny zavatra ilaina hanaovana sorona, ary azo afindra ho eo an-tanan’ny mpanjaka avokoa izany rakitra izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Nolazain’i Simôna azy fa ny trano fitahirizan-drakitry ny tempoly, ao Jerosalema, dia feno vola mihoa-pampana, misy harena tsy taka-pesimpesenina, tsy mifanentana velively amin’ny zavatra ilaina hanaovan-tsorona; ary azon’ny mpanjaka baboina avokoa izany rakitra izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra