Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:5 - Baiboly Katolika

5 Tsy afa-nandresy an’i Oniasa izy, ka lasa nankany amin’i Apôlôniosa zanak’i Trasea, governoran’i Sele-Siria sy i Fenesia momba ny foloalindahy tamin’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Tsy afa-nandresy tosika an’i Ônià izy, ka lasa nankany amin’i Apôlôny, zanakalahin’i Tsaseà sady governoran’i Kôilà-Siria sy i Fenisia.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra