Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:4 - Baiboly Katolika

4 Nisy Simôna anankiray izay anefa, avy amin’ny firenen’i Benjamina, voatendry ho mpanapaka ny Tempoly, rafitra niady tamin’ny mpisorona lehibe, amin’ny momba ny fitandremana ny tsena ao an-tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nisy kosa izay Simôna anankiray izay, anisan’ny antoko-mpisoron’i Bilgà izy sady voatendry hitantana ny tempoly. Tsy nifanaraka tamin’ny mpisorombe i Simôna ny amin’ny fisafoana ny tsena ao an-tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra