Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:39 - Baiboly Katolika39 Ilay manana ny fonenany any an-danitra no miambina io fitoerana io, dia asiany sy ataony levona mihitsy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Ilay Andriamanitra manana ny fonenany any an-danitra no miambina sy miaro io toerana io; ka izay tonga ao omban-kevitra ratsy, dia asiany sy ataony levona mihitsy. Jereo ny toko |