Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:38 - Baiboly Katolika38 «Raha manana fahavalo na rafilahy amin’ny fanjakana ianao, dia izay irahina any, fa ho kotiky ny kapoka izy, vao ho tafaverina atỳ aminao, raha tahiny ka mba afaka ihany; fa misy hery avy amin’Andriamanitra marina amin’io fitoerana io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara38 –Raha manana fahavalo ianao na olona mpikomy amin’ny fitondranao, dia izy no iraho any. Ho rotiky ny kapoka izy, vao tafaverina aty aminao, raha tàhiny ka mba afaka ihany, satria miharihary fa misy hery avy amin’Andriamanitra tokoa io toerana io. Jereo ny toko |