Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:37 - Baiboly Katolika37 Nanontanian’ny mpanjaka an’i Heliodoro, izay olona tokony hirahina ho any Jerosalema indray, ka izao no navaliny azy: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Nanontanian’ny mpanjaka i Heliôdôra ny amin’izay olona tokony hirahina ho any Jerosalema indray, ka izao no navaliny azy: Jereo ny toko |