Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:36 - Baiboly Katolika36 Ary nataony tsara laza tamin’ny olona rehetra, ny asan’Andriamanitra lehibe hitany maso. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Nataony tsara laza tamin’ny olona rehetra ny asan’ilay Andriamanitra lehibe indrindra, dia asa hitan’ny masony tokoa. Jereo ny toko |