Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:35 - Baiboly Katolika35 Nanatitra sorona ho an’ny Tompo i Heliodoro sy nanao voady lehibe tamin’Ilay namelona ny ainy. Raha efa izany, nanome toky an’i Oniasa fa hihavana aminy izy; dia niverina niaraka tamin’ny miaramilany, ho any amin’ny mpanjaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 Taorian’izay i Heliôdôra dia nanolotra sorona tamin’ny Tompo sy nampanantena hanao fanomezana maro ho azy noho izy nitahiry ny ainy. Avy eo nanome toky an’i Ônià i Heliôdôra fa hihavana aminy; ary niverina niaraka tamin’ny miaramilany izy ho any amin’ny mpanjaka. Jereo ny toko |