Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:34 - Baiboly Katolika

34 Fa ianao kosa, rehefa nofaiziny toy izao, torio amin’ny olona rehetra ny fahefan’Andriamanitra lehibe.» Nony voalazany ireo teny ireo, dia lasa tsy hita intsony izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ianao kosa, rehefa nofaizin’Andriamanitra toy izao, dia torio amin’ny olona rehetra ny fahefana lehibe ananan’Andriamanitra. Nony avy nilaza izany ireo zatovo, dia lasa tsy hita intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:34
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra