Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:33 - Baiboly Katolika33 Mbola manolotra ny sorona fifonana eo ny mpisorona, dia niseho tamin’i Heliodoro indray ireo zatovo, nitondra ny akanjony teo ihany, ary nitsangana izy no nilaza taminy hoe: «Omeo fisaorana lehibe i Oniasa mpisorona lehibe, fa noho izy ihany no amelan’ny Tompo anao ho velona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Mbola manolotra ny sorona fanalana ny ota kosa ny mpisorombe, no niseho tamin’i Heliôdôra indray ireo zatovo nitafy akanjo toy ny aninkeheo ihany ka nitsangana teo akaikiny sady nilaza taminy hoe: –Omeo fisaorana mitafotafo i Ônià mpisorombe fa noho izy ihany no namelan’ny Tompo anao ho velona. Jereo ny toko |