Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:32 - Baiboly Katolika32 Ary ny mpisorona lehibe natahotra fandrao ny mpanjaka hihevitra ny Jody ho nitady hamono an’i Heliodoro, ka dia nanolotra sorona ho an’ny ain-dralehilahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Ka dia nanolotra sorona ho fahasitranan’i Heliôdôra ny mpisorombe, satria natahotra izy fandrao ny mpanjaka hihevitra fa ny Jiosy no nitady hamono an-dralehilahy. Jereo ny toko |