Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:31 - Baiboly Katolika31 Niaraka tamin’izay, ny sasany tamin’ireo naman’i Heliodoro nangataka tamin’i Oniasa hivavaka amin’ny Avo indrindra sy hamelona an’itsy mitsitra eroa, efa tsy misy afa-tsy aina kely foana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Vetivety taorian’izay, ny sasany tamin’ireo naman’i Heliôdôra dia niangavy an’i Ônià hivavaka amin’ilay Avo Indrindra mba hamelona an’ity lehilahy mitsitra efa manary aina. Jereo ny toko |