Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:30 - Baiboly Katolika30 ny Jody kosa nisaotra ny Tompo, fa nomeny voninahitra ny fitoerana masina, ary ny tempoly izay vao teo no teo no feno fivadiham-po sy fikorontanana, tonga feno hafaliana amam-piravoravoana, noho ny fanehoana nataon’ny Tompo tsitoha. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Ny Jiosy kosa nankalaza ny Tompo noho ny nanomezany voninahitra ny toerany masina; ka ny tempoly, izay vao teo no teo no feno olona nivarahontsana sy nitebiteby, dia tonga feno hafaliana amam-piravoravoana noho ny fisehoan’ilay Tompon’izao rehetra izo. Jereo ny toko |