Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:3 - Baiboly Katolika3 hany ka i Seleokosa mpanjakan’i Asia aza no niantoka ny lany rehetra amin’ny fanaovana ny sorona, avy amin’ny zavatra niditra ho azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 hany ka i Seleokôsa mpanjakan’i Azia mihitsy no niantoka ny lany rehetra tamin’ny fanaovan-tsorona, avy amin’ny vola niditra ho an’ny tenany. Jereo ny toko |