Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:29 - Baiboly Katolika

29 Dieny mbola teo ihany izy, nianjeran’ny kapoky ny herin’Andriamanitra, miampatra tsy mahateny, mamoy fo sy tsy manan-kamonjy intsony;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Voakapoky ny herin’Andriamanitra i Heliôdôra ka niampatra tsy nahateny, namoy fo ary tsy nanantena ho velona intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra