Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:28 - Baiboly Katolika28 ka ilay lehilahy, vao avy niditra tao amin’ny efitrano nisy ny rakitra voalaza, notronin’ny mpihazakazaka sy ny mpiambina mitam-piadiana rehetra, dia indro nobetaina tsy nahazaka tena, hita maso ho nidonan’ny herin’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 ka ilay lehilahy, vao avy niditra tao amin’ny efitrano nisy ny tahirin-drakitra voalaza, ary nomban’ny mpanotrona maro sy izay rehetra mpiambina azy, dia indro tsy nahazaka tena fa nobetain’olona izay voatery niaiky an-karihary ny fahefan’Andriamanitra. Jereo ny toko |