Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:27 - Baiboly Katolika27 Niankarapoka tampoka tamin’ny tany i Heliodoro sady voahodidin’ny haizim-pito, dia notakonina natao teo amin’ny filanjana anankiray, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Niankarapoka tampoka tamin’ny tany i Heliôdôra, sady voahodidin’ny haizim-pito, dia noraisim-potsiny napetraka teo amin’ny filanjana anankiray; Jereo ny toko |