Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:26 - Baiboly Katolika

26 Niaraka tamin’izay koa indreo niseho taminy ny zatovo roa lahy, feno herim-po, namirapira-pahazavana lehibe, nitondra akanjo kanto loatra; teo an-daniny avy izy no nijoro, dia nikapoka azy tsy an-kijanona, nataony vely kary.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Niaraka tamin’izay koa indreo niseho taminy ny zatovo roa lahy ombàn-kery mampitolagaga sy rako-pahazavana manjelatra ary nitafy akanjo marevaka fatratra; dia teo an-kilany an-daniny avy izy roa lahy no nijoro, ka nikapoka azy nifanesy tsy an-kijanona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra