Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:25 - Baiboly Katolika

25 Niseho teo imason’izy ireo ity soavaly taingenan’olona mahatsiravina, ary voarakotra lamba sarobidy, miezaka mirimorimo, nampitsikaroka ny tongony anoloana, teo ambonin’i Heliodoro; ary toa fiadiana volamena no hita teny amin’ilay mpitaingin-tsoavaly.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Hitan’i Heliôdôra ity soavaly voarakotra haingo sarobidy sady nana-mpitaingina mampatahotra sy mirongo fiadiana volamena; nitsatoka nitroatroatra ilay soavaly no nampitsikaroka ny tongony anoloana hamely an’i Heliôdôra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra