Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:24 - Baiboly Katolika24 no nanaovan’ny Tompon’ny fanahy sy mpanapaka ambonin’ny fahefana rehetra fampisehoana lehibe, hany ka izay rehetra sahy nankeo, azon’ny herin’Andriamanitra, tsy nanan-kery hahavita na inona na inona, sady nivadi-po avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Fony izy mbamin’ny mpiambina azy efa mby teo akaikin’ny fitahirizan-drakitra no nanao fisehoana lehibe ilay Mpifehy ireo fanahy ao an-danitra sy ny fahefana isan-karazany; hany ka izay rehetra sahy nankeo amin’io toerana io dia voakapok’izany herin’Andriamanitra izany ka tsy nanan-kery hahavita na inona na inona fa nivarahontsana teo. Jereo ny toko |