Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:22 - Baiboly Katolika22 Ny Jody tamin’izany nitaraina tamin’ny Tompo mahefa ny zavatra rehetra, hitahiry tsy hahafahana, sady tsy hisy hahakasika azy, ny zavatra napetraka mba ho an’izay nametraka azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Tamin’izay ny Jiosy dia nitaraina hatrany tamin’ilay Tompon’izao rehetra izao hitahiry sy hiantoka tanteraka tsy misy ahabangana ny zavatra napetraka mba ho an’izay nametraka azy. Jereo ny toko |