Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:21 - Baiboly Katolika21 Nampangorakoraka ny hareraham-pon’ireto vahoaka nifanjevo, sy ny fanahian’ity mpisorona lehibe feno tebiteby. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nampangorakoraka ny hareraham-pon’ireto vahoaka nifanjevo sy ny fanahian’ity mpisorombe feno tebiteby. Jereo ny toko |