Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 3:19 - Baiboly Katolika19 Ny lalam-be rakotry ny vehivavy, voatafy malailay ny tratrany; izay zazavavy nihiboka dia nidodododo koa, ny sasany nankeny amin’ny manda, ny sasany kosa nijery teo am-baravarankely, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ny lalambe rakotry ny vehivavy nitafy akanjo fisaonana hatreo an-tratrany no ho midina; zazavavy, izay mbola voatazona hihiboka an-trano, dia nidodododo koa; ao ny nankeo am-baravarambe, ao ny nankeny amin’ny manda, ao ny nitsirika teo am-baravarankely, Jereo ny toko |