Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:18 - Baiboly Katolika

18 Nidodododo nanao andiany ny mponina nivoaka ny tranony, dia niara-nivavaka avokoa, mba tsy hihatra amin’ny fitoerana masina izato fanalam-baraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Nidodododo nanao andiany ny mponina nivoaka ny tranony avy, ka niara-nivavaka mba hidify ny tempoly izao fanimbazimbana mananontanona azy izao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra