Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 3:17 - Baiboly Katolika

17 Ny fahatrotrahana niseho tamin’ny tenany manontolo sy ny fangovitry ny vatany koa dia nampiharihary ny fahorian’ny fony, teo imason’ny olona rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Raikitahotra izany lehilahy izany ary nangovitra ny vatany; ka niharihary teo imason’ny olona rehetra ny fahorian’ny fony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 3:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra